|
|
|
|

Entrée1  tifirina
Radical  2  tifitra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notifiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara
5  Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny [1.1]
Explications en anglais  6  to be shot [1.7]
Explications en français  7  sur qui (quoi) on tire, qu'on fusille [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Autres orthographes  12  tofirina

Anagrammes  13  finitray, itifiran, nitifira, rifatiny, tifirina

Mis à jour le 2023/01/20