|
|
|
|

Entrée1  testamenta
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Teny enti-milaza ny fizaran' ny Baiboly: ny testamenta taloha dia ny fizarana mitan-tara ny talohan' i Kristy ary ny testamenta vaovao, ny taty aorianany [1.1]
Exemples  4  Koa ny hevitry ny teny hoe «testamenta » ao amin' ny Baiboly dia « Fanekena ». [1.38]
Vocabulaire  5  Ecritures Saintes

Mis à jour le 2024/08/17