Entrée | 1 tentenana |
Radical | 2 tentina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Asiana loko mitsitentitentina: Notentenany lako maitso ny efitrano fandriany 5 Tsentsenana: Tenteno savoka ity tavy ity fa mitete 6 Ampiana, fenoina: Tsy misy madilana hotentenana ny teninao 7 Alana baraka: Notentenany vava ratsy aoka izany aho [1.1] |
Explications en anglais |
8 to be smeared with something; to be caulked [1.7] |
Explications en français |
9 qu'on badigeonne, qu'on colorie; qu'on calfate [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot tentenana |
Anagrammes | 16 antenaten, entanenta, tentenana |
Mis à jour le 2023/01/20 |