Entrée |
tenindahy
(tenina, lahy)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazan-tenina maina amin' ny ririnina. Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [1.1]
|
Explications en français | [Merina]
(de tenina (1) et
lahy : hommes ; « le délassement des hommes » ; par opposition au
tenimbavy).
Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae). Nom relevé par Bojer vers 1820 avec la graphie « tenen-dahi ». Les bulbes étaient utilisés comme purgatif, pas toujours sans danger.
[1.196]
|
Nom scientifique | Gladiolus garnieri |
Exemples | Tenindahy, ny vody ny asaina, dia atao amy ny bandrina sy amy ny vody, dia sotroina.
[2.48]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Antonymes |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
tenin-dahy
(teny, lahy)
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Teny henjana sarotra ifampiraharahana [1.1]
|
|