Entrée (1/3) | 1 tendro |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo: Tapaho ny tendron' io tady io. / Misy sarin' akoholahy erỳ an-tendron' ny tranon-dakolosy |
Explications en anglais |
4 [1.7] the tip, the top |
Explications en français |
5 [1.8, 1.13] sommet 6 [1.8] bout 7 [1.196] [Merina] La cime d'un arbre. On dit par exemple an-tendron'ny hazo : à la cime de l'arbre |
Exemples |
8 eo amin' ny koranam-pifaliana iraisana no mifandray tendro izany. [2.313#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 34 Proverbes contenant le mot tendro |
Entrée (2/3) | 35 tendro |
Partie du discours | 36 nom |
Explications en malgache |
37 [1.1] Mari-tsoratra fanao eo amin' ny zanatsoratra misy tsindrimpeo: lalàna (tendry ?) Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na i na o: à, ì, ò |
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 42 tendro |
Partie du discours | 43 nom |
Explications en français |
44 [1.196] [Betsileo]
Nom donné aux fruits avortés ; mal formés. Par exemple : tendrom-boatelo (Dubois). |
Vocabulaire |
45 Botanique |
Anagrammes | 46 |
Mis à jour le 2025/01/21 |