Entrée (1/2) | 1 temitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Taratasy, misy sary na loko mahafiharitra ny maso izay apetaka amin' ny rindrina mba handravahana azy: Be indray no mampiasa temitra ankehitriny fa efa leon' ny ranon-doko andokoana ny rindrina angaha Fefy 4 [1.13] taratasy feno sary miloko arakotra ny rindrina |
Explications en anglais |
5 [1.7] mats or paper on the walls |
Explications en français |
6 [1.3#693] apisseries en nattes, 7 [1.8] tapissage de nattes ou de papier 8 [1.13] papier peint |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 14 temitra |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 [1.13] tambatsela misy sosona iray na maromaro mandrakotra ny zaka na ny lavaka anaty na ny taova |
Explications en français |
17 [1.13] épithélium |
Vocabulaire |
18 Biologie |
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |