|
|
|
|

Entrée1  tefoedra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] aretina avy amin' ny mikraoby iray manokana izay atao hoe basilin' i Eberth, avy amin' ny sakafo, ary miditra any amin' ny tsinay, ka ny famantarana azy dia tazo tsy mety miafana sy fivalanana matetitetika; raha tsy voatsabo dia miafara amin' ny fahaloahan' ny tsinay ny tefoedra
4  [1.13] anarana omena ny aretina vokatry ny fidiran'ny mikrôby ao amin'ny tenan'ny olombelona
5  [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] Jereo "Tazo tefoedra" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 188]
Explications en anglais  6  [1.7] typhoid fever
Explications en français  7  [1.8] fièvre typhoïde
8  [1.13] typhoïde
Exemples  9  Ny tefoedra dia miteraka hafanana izay miakatra mandritra ny 5 andro. [2.424#]
Vocabulaire  10  Santé
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07