|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tato
Partie du discours  2  adverbe au passé
Explications en malgache  3  Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [1.1]
Exemples  4  Naman' ialahy namaky trano tato. [2.4#]
5  Anjara toriteniko tato Ambondrona. [2.59#]
6  Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. [2.472#]
Mots élémentaires  7  t~, ato
Mots composés 
Tableaux et planches  9  Tous les adverbes

Entrée (2/2)10  tatô
Partie du discours  11  adverbe
Explications en malgache  12  tokoa [Sihanaka] [1.78]
Synonymes  13  tatôbe
Tableaux et planches  14  Tous les adverbes

Anagrammes  15  tato, tatô, tota, tato, tatô, tota

Mis à jour le 2023/09/21