|
|
|
|

Entrée1  taratasim-bola
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] taratasy solom-bola, izany hoe azo andraisam-bola any amin' ny tranom-bola
Explications en français  4  [1.13] effets de commerce, mandat-carte
Exemples  5  [4.27#] Ny fangalarana volam-panjakana, ny fanagiazana tsy ara-dalàna ny tanim-panjakana na ny tanin' olon-tsotra, ny kolikoly amin' ny endriny rehetra na mivantana na an-kolaka, ny fanolanana na ny fanaovana sonia taratasimbola tsy misy antoka dia tsy toe-draharaha politika.
Vocabulaire  6  Economie: finances, gestion
Mots élémentaires  7  taratasy, vola

Mis à jour le 2024/12/07