|
|
|
|

Entrée1  tapotsiny
Mots élémentaires  2  t~, fotsy
Partie du discours  3  nom et pronom
Explications en malgache  4  [1.1] Tsiranorano madity fotsifotsy ao amin' atody, izay manodidina sy mambomba ny tamenany. (Ny tamenany no tonga voronkely fa ny tapotsiny kosa sakafo ivelomany)
Ny fotsifotsy ao amin' ny maso
Explications en anglais  5  [1.7] the white of an egg; the white part of wood
Explications en français  6  [1.8] le blanc d'oeuf; la partie blanche d'un rondin de bois
Exemples  7  tseroka sy atodiakoho, ny tapotsiny, aharo, dia arahiny ny ranombary sosoa, sady mivalana no miorika. [2.48]
Autres orthographes  8  tafotsiny

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21