Entrée | 1 taperina |
Radical | 2 tapitra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Vitaina, faranana: Tapero izato resakareo fa efa alina ny andro Lanina: Notaperin' ny saka lahy ny ronono (Vola) Aloa daholo tsy asiana sisa mijanona: Hotaperiko amin' ny herinandro ambony ny volanao |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be ended, to be finished, to be used up |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] Qu'on termine 7 [1.3] Qu’on complète, qu' on accomplit 8 [1.8] qu'on épuise |
Exemples |
9 ka tsy azo taperina amy ny soratra avokoa ny loza nanjo [2.59] 10 taperina tetezina atao eo daholo rehefa dihy fanao taloha. [2.245] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |