|
|
|
|

Entrée1  tantsiraka
Radical  2  antsiraka
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  habitants de la côte [1.5]
Exemples  5  Dia nataon' ireo mpanjaka sy mpitarika ireo izay hahatafiditra ny toaka ao amin' ny fiainan' ny tantsiraka, mba hahamora ny fanambakana sy ny famitahana azy. [2.471]
6  Fahiny, fony mbola nifankahala ny Tanivo sy ny tantsiraka. [2.5]
Analogues  7  tambany, tanindrana
Titres  8  Ohabolana Tantsiraka (Rakotoson Philippe)
9  Voambolana Tampatrana sy Tantsiraka (Rakotosaona)

Anagrammes  10  natratsika, tantsiraka, tarantsika

Mis à jour le 2024/03/10