|
|
|
|

Entrée1  taninketsa
Mots élémentaires  2  tany, ketsa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Tany amafazana ny vary ambolena, izay mbola hafindra amin' ny tena atao hoe tanimbary
Explications en anglais  5  [1.7] the seedbed where young rice plants are grown
Explications en français  6  [1.3][tanin-ketsa] terrain où l'on sème le riz
7  [1.8] petite rizière où l'on cultive les plants de riz
8  [1.13] pépinière
9  [1.196][tanin-ketsa] La pépinière
Exemples  10  Atondraka eny an-tsisin' ny taninketsa ny rano. [2.445#]
11  dia tongava taninketsa ny Betsileo erantanierandanitra i Merinalavasofina! [2.48]
12  Hermann, fa na hivarotana taninketsa aza, tsy maintsy mandroso ny sekolintsikai. [2.356#]
Vocabulaire  13  Economie: agriculture
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot taninketsa

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21