Entrée (1/3) | 1 tandry |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mitovy amin' ny Tandrina, tsy fahita afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe Tsy tandry: tsy niraiken' ny saina firy, lasalasa ho azy |
Entrée (2/3) | 4 tandry |
Partie du discours | 5 nom |
Explications en malgache |
6 [1.1] (tsy dia fampiasa loatra) Endrikendrika, fitsaratsarana olona foana, tombotomboka |
Dérivés |
|
Entrée (3/3) | 9 tandry |
Partie du discours | 10 adjectif |
Explications en malgache |
11 [1.78] [Bara]
sahaza, antonona |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |