|
|
|
|

Entrée1 tandroka aron' ny vozona
Mots élémentaires  2tandroka, 3aro, 4vozona
Partie du discours  5 locution
Explications en malgache  6fitenenana ilazana ny olona manana fahefana na harena na fahaizana izay manana adidy koa hamonjy sy hitandrina ny eo akaikiny amin' ny loza mety hahavoa azy. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12