Entrée | tandroka aron' ny vozona | |
Mots élémentaires | tandroka ; aro ; vozona | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Fitenenana ilazana ny olona manana fahefana na harena na fahaizana izay manana adidy koa hamonjy sy hitandrina ny eo akaikiny amin' ny loza mety hahavoa azy [1.1] | |
Mis à jour le 2023/07/30 |