|
|
|
|

Entrée 1  tandrify
Partie du discours  2  préposition [Liste complète]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  15 Manatrika ny, mifanatrika amy: Tandrifin' ny lapan' ny tanàna no misy ny tranony
16 Sahaza, antonona: Tandrify ho vadinao io zazavavy io ka aza misalasala ~ Tandrify azy mihitsy ilay aga
17 (Tsara homarihina fa amin' ilay hevitra (1) dia tandrifin' ny, tandrifiko, tandrifinao, tandrifiny... no ampiasaina, fa amin' ilay hevitra (2) kosa, tandrify ny, na tandrify ahy, tandrify anao, tandrify azy..., ka fiteny diso ny hoe: tandrifin' azy)
[1.1]
Explications en français  18 vis-à-vis, à l'opposé, en face; qui va droit au but, qui est de même condition, propre à, juste, convenable, proportionné, en rapport [1.3]
Exemples  19  Tsy zatovo lany tandrify, ka hampakatra ny efa nisaorana. [2.346#26]

Mis à jour le 2026/04/20