Entrée | 1 mifanandrify |
Radical | 2 tandrify |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mifanatrika, mifanoloana: Rakoto no nifanandrify tamiko tamin' ny sakafo Mifanentana: Tsy mifanandrify amin' ny tanjak' io zaza io ity entana ity Mifanaraka: Mifanandrify amin' ny iriny ny zavatra miseho 5 [1.13] mifanaraka |
Explications en français |
6 [1.13] correspondre |
Exemples |
7 mifanandrify tsara amin' ny fitiavany ilay soratr' ondana fanao haingom-parafara. [2.470] 8 Telo andàlana ny efi-trano; intelo mifanandrify koa ny varavarankely. [2.996] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mifanandrify |
Mis à jour le 2025/01/01 |