Entrée (1/5) | 1 tandra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fiasana misy vavany roa mahazo mifanatona ary toa miketoka ka afaka mamia zavatra, ampiasaina hanongotam-pantsika na hitazonana ny vy mahamay hotefena. 4 [1.13] fitaovana fitsongoana na fitazonana |
Explications en français |
5 [1.13] pince |
Exemples |
6 ny rantsan-tànany atao tandra; [2.69#] |
Vocabulaire |
7 Outils |
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot tandra |
Entrée (2/5) | 9 tandra |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 [1.78] [Bara]
onitra na fidiovana noho ny ratsy natao: reniny 12 [1.1] [Betsimisaraka] Fanomezana mariky ny fifonana noho ny fahadisoana |
Entrée (3/5) | 13 tandra |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 [1.78] [Bara]
zazavavy fofombady efa namonoana omby nefa tsy nentina any an-tranon-drazazalahy 16 [1.1] [Sakalava] Tolotra omena ny zanaka na ny zafy 17 [1.1] Fanomezana manokana omena zaza mbola tsy teraka na zaza marary mba hirariana na hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy |
Explications en français |
18 [1.196] don, offrande |
Phytonymes |
|
Entrée (4/5) | 20 tandra |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en français |
22 [1.196] Petite somme symbolique qu'on verse à l'ombiasy. Si elle est trop petite cependant, on craint que cela ne favorise le retour de la maladie. [Betsileo]
|
Mots composés |
|
Entrée (5/5) | 24 tandra |
Partie du discours | 25 nom |
Explications en malgache |
26 [1.1] Pentina mainty kely tsy mety afaka eny amin' ny hoditra. |
Mots composés |
|
Anagrammes | 28 Andtra, tandra |
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |