|
|
|
|

Entrée1  tandindona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Aloky ny tena: Aza miady amin' ny tandindona
Sarin' ny tena jerena ao anaty fitaratra na ao anaty rano ka ninoan' ny Ntaolo fa fahitana ny fanahy: Voalazan' ny tantara fa nijery tandindona tany Anosifito Andrianampoinimerina andro vitsivitsy talohan' ny hahafatesany
Sary: Ny famonoana ny zanak' ondrin' ny Paka teo amin' ny Jody dia tandindon' ny sorona nataon' i Kristy tamin' ny nahafatesany
Explications en français  4  [1.13] ombre portée, pénombre
Vocabulaire  5  Physique
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot tandindona

Mis à jour le 2025/01/21