|
|
|
|

Entrée1  tanalahinala
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazana tana lehibe rakotra votsy ary misy sanga toa mandondona ny lohany
Exemples  4  [2.529#] Rahefa injay mitabataba ao an-tsofinao ny fanginan' ny ala, ka mifandimby mitoloko eny an-tendron-kazo ny sahomboraka sy ny tanalahinala.
Vocabulaire  5  Zoologie: reptiles, amphibiens
Mots élémentaires  6  tanalahy, ala

Mis à jour le 2024/12/07