Entrée (1/2) | 1 tambanivohitra |
Mots élémentaires | 2 t~, ambany, vohitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en français |
4 [1.66.fr#120] campagnard 5 [1.66.fr#761] provincial |
Exemples |
6 Zanak' olona ambony toy ireny ve hijery maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [2.4] 7 Loza ho an' ny zazavavy ny irin' ny olona raha tambanivohitra sy mahantra izy. [2.472] 8 hoy indray ny eritreriny iray, tsy ho ory intsony izy mianakavy na dia ho tambanivohitra araka ny maha tantsaha azy aza. [2.470] |
Mots composés |
|
Titres | 11 Tambanivohitra (Ny Avana) |
Entrée (2/2) | 12 Tambanivohitra |
Mots élémentaires | 13 tambanivohitra |
Partie du discours | 14 nom propre (pièce de théâtre) [Liste complète] |
Vocabulaire |
15 Littérature: pièces |
Auteur |
16 Ny Avana |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |