|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tambahoaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  kinaoly, olona zeny [Mahafaly] [1.78]

Entrée (2/2)4  Tambahoaka
Partie du discours  5  nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  6  [1.1]
7  Anaram-poko kely, lazain' ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka atsimo atsinanana anelanelan' i Sakaleona sy Namorona. Renivohiny: Mananjary [Antambahoaka]
Explications en français  8  [1.11]
9  petite tribu qu'on dit être issue des Arabes et qui longe la côte est entre la Sakaleona et la Namorona. Ville principale: Mananjary. Leur nombre est très peu élevé: 22 304. [Antambahoaka]
10  [1.5]
11  population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières Sakaleona et Namorona (ville principale: Mananjary) [Antambahoaka]
Vocabulaire  12  Histoire: clans, tribus
Autres orthographes  13  antambahoaka
Tableaux et planches  14  Mots du dialecte

Anagrammes  15  mahakotaba, mahatobaka, tambahoaka, Tambahoaka

Mis à jour le 2021/11/27