Entrée | 1 takonana |
Radical | 2 takona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Sakanan-javatra ny fahitana azy: Takonan' ny rahona ny volana Enti-milaza ny olona sakananjavatra ka tsy mahita: Notakonany aho ka sorena fa tsy nisy na inona na inona hitako tamin' ilay fampisehoana 5 [1.13] manjavona, maizina |
Explications en anglais |
6 [1.2, 1.7] to be concealed, to be shadowed |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on cache; qu'on ombrage 8 [1.13] éclipse |
Exemples |
9 Nitondra takonana emboka fito izy. [2.245#] 10 Fa samy hitany avokoa na ny natao an-karihary na ny nafenina tany an-takonana. [1.317#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot takonana |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |