Entrée | 1 takina |
Radical | 2 taky |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Alaina na angatahina mafy satria ananana zo: Notakiko ny trosako tany amin-dRabe ka izy indray no avo vava 5 Ilaina, tadiavina: Takin' ny toetr' andro izany zavatra izany [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be demanded as something due [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on exige de droit [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 antika, takina, tanika |
Mis à jour le 2023/01/20 |