|
|
|
|

Entrée1  takelaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro) [1.1]
4  Zavatra fisaka ary manify mielakelaka [1.1]
5  Tahon-jozoro tohitohizina amin' ny fantaka ampiasaina hatao fefy na lafika [1.1]
6  Ny ravin-taratasy isanisany amin' ny boky na kahie...: Zato takelaka ity kahie ity [1.1]
Explications en anglais  7  A sheet of anything; a sheet of paper [1.7]
Explications en français  8  Quelque chose de plat et de mince, pellicules qui se soulèvent sur la peau, feuilles de papier, feuillets d’un livre; claie faite avec le Zozoro [1.3#650]
9  Feuille ou plaque; feuille de papier [1.8]
10  Feuillet, lame, feuille, panneau, plaque [1.13]
Exemples  11  Farafaran' ny Ntaolo avo tongotra, milafika takelaka zozoro sy tsihy isatra ary kidoro jiafotsy no handrian' izy mivady lehibe [2.470]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/06/17