|
|
|
|

Entrée 1  taingenana
Radical  2 taingina
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ipetrahana eo ambony: Aza taingenana io vato io fa mikodia
9 Omena amboniny: Notaingenako efajato avy hatrany ilay boky natao lavanty, ka tsy nisy nahateny ny olona [1.1]
Explications en anglais  10 to be mounted or straddled [1.7]
Explications en français  11 qu'on monte, sur quoi on monte à califourchon [1.8]
Exemples  12  Tsy antontam-bozaka maina anefa eny an-dohany, tsy horompotsy avy norotana mivangongo eo akaikiny, -- fa ondrivavy iray vaventibe no ifandimbiasan' izy roalahy taingenana. [2.470#83]
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21