|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tahiny
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Teny tsy fampiasa raha tsy eo aorianan' ny hoe: "raha": Raha tahiny, ka enti-milaza fepetra na famarafarana mialoha: Raha tahiny te ho sambatra ianao, ataovy izay tsy hanenjehan' ny eritreritrao anao
aoka tsy hampiasaina ireo fihasimban' io teny io mahazatra ny maro, dia ny hoe: raha tahìny, raha tany
Explications en anglais  4  [1.7] (also pronounced incorrectly tahiny); used in raha tahiny
Explications en français  5  [1.8] (on entend aussi dire tahiny); utilisé dans raha tahiny
Exemples  6  Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470]
Analogues  7  raha toa, raha sendra
Mots composés 

Entrée (2/2)9  tahiny
Radical  10  tahy
Partie du discours  11  verbe passif tahina et pronom
Explications en malgache  12  [3.1] tahina + ny

Anagrammes  13  hitañy, ... hita ny ..., hitany, nitahy, tahiny, tihina, tinahy

Mis à jour le 2023/08/11