Entrée tafondro manodidina
Partie du discours locution
Explications en malgache Poa-tafondro indroa ambin' ny folo izay natao taloha rehefa misy firavoravoan-dehibe na fandraisam-bahiny manankaja ambony [1.1]
Exemples ary nipoaka intelo ny tafondro manodidina [2.48]
Mots élémentaires tafondro ; manodidina

Mis à jour le 2023/04/16