|
|
|
|

Entrée1  tafondro
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Militaire
Explications en malgache  4  Fiadiana lehibe fandefasam-baomba entina miady any an-tafika, izay matetika entina kodiarana. [1.1]
Explications en anglais  5  a cannon [1.7]
Explications en français  6  canon [1.8]
Exemples  7  Tsy fantatr' izy roa lahy na firy na firy ny tafondro nandraraka. [2.472]
8  ary ny tafondro eroa Ambatondrafandrana no mamaly. [2.48]
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot tafondro

Mis à jour le 2023/08/19