|
|
|
|

Entrée1  taboika
Radical  2  boika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  fivoahana na fipoitra bebe kokoa sady mipoapoaka noho ny boika fotsiny [1.10#B293]
5  Fivoahan' ny rano avy any anaty tany; boiboika [1.1]
6  renirano mipoitra indray ety ivelany rehefa avy namakivaky tany ambanin'ny tany [1.13]
Explications en anglais  7  a bubble, an air bubble. Compare taboaka, boiboika [1.2]
Explications en français  8  jaillissement de l'eau d'une source [1.3#638]
9  résurgence [1.13]
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Noms :
Synonymes  12  boika, boiboika, taboi-drano

Anagrammes  13  abitako, atakibo, bataiko, ibatako, ikotaba, itabako, kotabai, tabaiko, taboika

Mis à jour le 2023/01/20