Entrée (1/3) | 1 tale |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Ny voam-pano voalohany amin' ny laharan-tsikidy voalohany [1.1] |
Analogues | 4 siKIdy |
Entrée (2/3) | 5 tale |
Partie du discours | 6 nom |
Explications en malgache |
7 Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin' izany: Ranona no talen' ny Sekoly ianaran' ny zanako 8 (Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin' ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben' ny Paositra, ary filoha amin' ny fikambanana: Ny filohan' ny Akademia) [1.1] |
Explications en anglais |
9 the head man, the chief [1.7] |
Explications en français |
10 patron, chef, directeur [1.8] |
Entrée (3/3) | 11 tale |
Partie du discours | 12 adverbe |
Explications en malgache |
13 indrindra [Bara]
[1.78] |
Tableaux et planches |
14 Tous les adverbes |
Anagrammes | 15 leta, tale, tela |
Mis à jour le 2020/07/31 |