Entrée | 1 sotro vokaka |
Mots élémentaires | 2 sotro, vokaka |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 fisotroana ny rano sy ny tany nalaina tamin' ny fasan' andriana ampifangaroina, ho fianianana tsy hivadika [1.1] |
Exemples |
5 Mitovitovy amin' ny Velirano sy sotrovokaka ary lefona omby tany Imerina Avaradrano no nataon' ny Bezanozano [2.508#] |
Mis à jour le 2023/09/19 |