Entrée | 1 sorohina |
Radical | 2 soroka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 (tany na ahitra) Alana amin' ny angady, izay asosa fotsiny hisafosafo ny tany ny vohony: Sorohy kely ireto ahitra ireto fa mandoto tokotany 5 ialana mialoha: Tokony hosorohina ny loza amin' ny fitandremana fatratra [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be dodged to be cleared (of ground); to be removed [1.7] |
Explications en français |
7 dont on s'esquive; qu'on enlève en sarclant; qu'on ôte [1.8] |
Exemples |
8 sorohina ny ahitra mandady eny an-tokotany [2.470] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 sohirano, sorohina |
Mis à jour le 2023/02/20 |