|
|
|
|

Entrée1  sorohina
Radical  2  soroka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] (tany na ahitra) Alana amin' ny angady, izay asosa fotsiny hisafosafo ny tany ny vohony: Sorohy kely ireto ahitra ireto fa mandoto tokotany
ialana mialoha: Tokony hosorohina ny loza amin' ny fitandremana fatratra
Explications en anglais  5  [1.7] to be dodged to be cleared (of ground); to be removed
Explications en français  6  [1.8] dont on s'esquive; qu'on enlève en sarclant; qu'on ôte
Exemples  7  sorohina ny ahitra mandady eny an-tokotany [2.470]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot sorohina

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21