|
|
|
|

Entrée1  sorapohy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [1.1]
Explications en français  4  sténographie [1.13]
Exemples  5  Fa ny mikasika ny asany izao, dia ny fianarana sora-tendry, sorapohy ary taokaonty. [2.4#]
Synonymes  6  soratrandra
Mots élémentaires  7  soratra, fohy

Anagrammes  8  saropohy, sorapohy

Mis à jour le 2024/08/13