|
|
|
|

Entrée1  somondrara
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Tanala] tovovavy, zazavavy salasalany na vantony: Somondrara tsy indroe misandratre vehivavy mbola tsy niteraka na mbola tsy tolonono
4  [1.78] [Tanosy] zatovo vavy
5  [1.78] [Taisaka] nono
6  [1.78] [Sihanaka] nonon-jazavavy
7  [1.1] Enti-milaza zazavavy mihalehibe hita amin' ny fitombon' ny nonony na ny fibontsiny
8  [1.13] tovovavy masaka ho amin'ny fanambadiana
Explications en français  9  [1.13] adolescente
Exemples  10  [2.606#] Ley Venjy zahay mbo handisa - Andao tsika somondrara mba hiango.
11  [2.508#] Ny vidin' ny tany dia andevovavy somondrara roa, basy fito ambinifo-lo, omby zato, volafotsy roanjato ariary ary rojo volafotsy nahoa-bovonana.
Radical  12  sondrara
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot somondrara

Mis à jour le 2024/12/11