Entrée | 1 somary |
Radical | 2 sary |
Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mody, tsy dia tena: Somary nisafosafo saoka izy tamin' izay Manopy: Somary vony Saika... kely: Somary adalaizay ny rainy. Atsimo somary atsinanana: atsimo lasa miantsinanana kely |
Explications en anglais |
5 [1.7] sort of, somewhat like |
Explications en français |
6 [1.8] en quelque sorte, un peu comme si |
Exemples |
7 --Mahafinaritra ity izy, hoy ny famaliny ny tenin-dRandrianaivo, ny feony somary mavesabesatra sy mivelabelatra. [2.324] 8 somary naka hery Rainitoandro ka nampakatra ny feony. [2.470] 9 Hoy aho somary nihomehy. [2.471] 10 Ny fihetsiny ao an-trano koa toa somary terena, somary henjana. [2.472] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |