|
|
|
|

Entrée1  soloatre
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.78] [Tanala] diso kely, indro kely, solafaka fiteny na fanindra: Nijodijody teroa iaho omale ka soloatre tamin'ny lafatra iñe (nikarenjy tety aho omaly ka solafaka tamin'io zana-tohatra io)

Mis à jour le 2024/12/07