Entrée | 1 sokirina |
Radical | 2 sokitra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Lavahana amin' ny fandraka: Nosokirina tamin' ny vato ny sarin' ilay nitolona ho an' ny tanindrazana Alatsaka, raiketina: Tokony hosokirinao ao am-ponao izany teny izany alaina amin' ny zavatra marani-doha: Sokiro kely irý paiso irý ho an-janako Esorina, tsoahana: Sokiro ireto vomanga ireto Alana: Nosokiriny ny loto tao anaty sofin-janany Iangaviana fatratra: Nosokirina erý izy vao niteny |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be engraved, to be carved |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on grave |
Exemples |
7 Rahefa nosokiriko naharitra ela teo izy, dia vaky ihany nony farany: [2.471] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot sokirina |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |