Entrée | 1 sodoka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 induit en erreur, trompé par de fausses apparences, par de fausses suppositions, par de vaines espérances [1.1] |
Explications en français |
4 Voafitaka noho ny toe-javatra miseho ho toy izao na toy izao, noho ny fisehoana ivelany, noho ny resaka tsara lahatra ka nandiso fanantenana: Sodokan' ny fampanantenan' ny namany izy ka tsy namototra firy [1.3#615] |
Exemples |
5 Efa nandeha an-jamba aho satria tsy nisaina fa sodoka. [2.643] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |