Entrée | 1 manodoka |
Radical | 2 sodoka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mamitaka amin' ny fijerena, mahadiso hevitra, mahadiso: Tsy nanodoka ahy ny masoko Mahavoafitaka: Nanodoka ahy ny diavolana fa andro vao amin' ny telo dia nataoko ho efa amin' ny enina |
Morphologie |
|
Anagrammes | 8 |
Mis à jour le 2025/01/21 |