Entrée | 1 sivanina |
Radical | 2 sivana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Alefa amin' ny sivana, ahintsana: Sivano tsara ireto voa ireto Enti-milaza zavatra na olona maro dinihina tsirairay ka esorina hatrany hatrany izay tsy tsara: Sivano tsara izay hosakaizainao |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be sieved, as sand |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on tamise |
Exemples |
7 sivanina ho toy ny fidin' ny tsiririn-jinga ny fahazoan' ny Malagasy vola [2.471] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |