Entrée | 1 sitranina |
Radical | 2 sitrana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atao sitrana: Sitrano aloha ny ferinao vao mandeha 5 Afahana amin' ny aretina: Sitrano ny zanako, dokotera [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be healed [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on guérit [1.8] |
Exemples |
8 Izay i Feno vao nahita fa misy fahantrana tsy takaitra tonga ho azy na vokatry ny fiaraha-monina misy zara vilana, fa aretina novolen' ny tompony ary iniana tsy sitranina. [2.472] 9 dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana. [2.996] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 antsirina, sinitrana, sitranina |
Mis à jour le 2023/01/20 |