|
|
|
|

Entrée1  sisintany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.13] faritra manasaraka fanjakana roa
Explications en français  4  [1.3#611] les frontières d'un pays
5  [1.13] frontière
Exemples  6  [4.27] fa firifiry moa izay ny sambo ny manampahefana miandraikitra ny sisintany akory?
7  [2.471] Ary dia nohazavainy fa arakaraka ny hanalavirana ny sisintany no ahitana ny tendrombohitra lavitra any ampovoan-tany any.
Mots élémentaires  8  sisina, tany
Dérivés 
9  Adverbes :

Mis à jour le 2025/01/21