Entrée | 1 sisintany |
Mots élémentaires | 2 sisina, tany |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.13] faritra manasaraka fanjakana roa |
Explications en français |
5 [1.3#611] les frontières d'un pays 6 [1.13] frontière |
Exemples |
7 fa firifiry moa izay ny sambo ny manampahefana miandraikitra ny sisintany akory? [4.27] 8 Ary dia nohazavainy fa arakaraka ny hanalavirana ny sisintany no ahitana ny tendrombohitra lavitra any ampovoan-tany any. [2.471] |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |