Entrée | 1 siravato |
Radical | 2 sira |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siravato ny laoka 5 Fanasina 6 Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siravato loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [1.1] |
Synonymes | 7 sira, siramanta |
Anagrammes | 8 sarivato, siravato |
Mis à jour le 2020/07/31 |