|
|
|
|

Entrée1  siramanta
Radical  2  sira, manta
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siramanta ny laoka
5  Fanasina
6  Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siramanta loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [1.1]
Synonymes  7  sira, siravato

Anagrammes  8  anatsiram, isantaram, isatranam, manaratsy, mañatsary, manatsira, manisatra, maratsañy, matsiraña, misantara, misatrana, siramanta

Mis à jour le 2020/07/31