Entrée | 1 singan' olona |
Mots élémentaires | 2 singa, olona |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza olon-drery, tsy manan-kavana na namana miaraka amin' ny tena |
Explications en français |
5 [1.3] une personne seule, qui est au-dessus du nombre pair, qui est seul de sa famille |
Analogues | 6 honjohonjon' olona, manirery, irery tena, mijongijongy, manjenjena, misiontsiona, tsy amboa tsy lambo, boribory, tsy ary ambony tsy ary ambany, tokan-tena, tsy mana-namana, milalao vovoka irery, mamikitra ahitra irery, akanga sisa nanamborana, tapa-porohana sisa tsy may |
Anagrammes | 7 |
Mis à jour le 2025/01/21 |