|
|
|
|

Entrée (1/3)1  silaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] potika, sombina, vaky, tapaka
triatra, na vaky: Silaka ny nifiko
menatra: Silaka aho notenenin' ny lehibe teo imason' ny mpiara-miasa

Entrée (2/3)4  silaka
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  [1.1] hazo na vy asisika eo amin' ny hazo efa natomboka hotsofaina mba tsy hanery ny tsofa, na tsofoka eo anelanelan' ny vato ka velezina mba hahavaky ilay vato
Ny potiny na sombiny avy amin' ny zavatra novakina na vaky: Sila-mofo
7  [1.13] sombiny
Explications en anglais  8  [1.7] a splinter, a small piece split off
Explications en français  9  [1.8] éclat de bois, pierre qui s'écaille ou se sépare
Exemples  10  Samy mitana (mihazona) silaka voankena tsirairay ireo. [2.245#]
11  Izy ireo no tena foko feno fa ny sisa toa silaka foko ihany avokoa na ambiny aza. [2.606#]
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes passifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (3/3)20  silaka
Partie du discours  21  nom
Explications en français  22  [1.13] partie: Silaka tontolon'i X = E [n] (Partie de X = E [n])
Vocabulaire  23  Mathématiques
Mots composés 

Anagrammes  32 

Mis à jour le 2025/01/21